Entrée liana
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   strongly desiring something; impatient [Hallanger 1973]
Traduction française   avide, impatient [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/03/06