| Entrée | 1 fahalianana |
| Radical | 2 liana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1] |
| Exemples |
5 Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony.
[2.529#]
|
| Anagrammes | 6 fahalainana, 7 fahalaniana, 8 fahalianana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|