Entrée lohalika
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [1.1]
Explications en anglais The knee [1.7]
Explications en français Le genou [1.8]
Exemples Dia narary mafy amy ny lohalika sy ny fototope, dia nalain komana; [2.59]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Hypéronyme tongotra
Co-hyponymes fe, leferana, pokopoko, talikana, votativo
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19