|
|
|
|

Entrée (1/8) 1  fe-
Partie du discours  2  forme morphologique de fetra
Exemples  3  koa raha lany ny fe-taonan'ny sasany dia nody izy. [2.366#214]
4  Ny fe-potoana iasany dia fito taona tsy azo havaozina. [1.320]
5  mikotaba ny zana-bahoaka fa voantso fe-maraina ny lanonana [1.296]
6  Ary raha efa lany ny fe-taona sy ny fe-bolana nifanaikena dia miala izy. [2.366#232]
Combinaisons  7  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fe

Entrée (2/8) 8  fe
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10 ny faritra eo anelanelan-ny fitombenana ary ny lohalika amin-ny olona sy ny biby manan-tongotra [1.10#F.439]
11 Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
Explications en anglais  12 the thigh [1.2, 1.7]
Explications en français  13 cuisse [1.8]
Morphologie 
14  Simple :
15  Préfixée :
Vocabulaire  16  Biologie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Combinaisons  23  30 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fe
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot

Entrée (3/8) 25  fe
Partie du discours  26  nom ou adjectif
Explications en malgache  27 [Antemoro] hajambana
28 jamba [1.78]
29 [Antesaka+Bara+Tanala] jamba [1.78]
Explications en français  30 [Antesaka] aveugle [1.82]

Entrée (4/8) 31  fe
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33 [Bara] fehem-baravarana, tolana [1.10#F.439]
Explications en anglais  34 [Provincial] for tolana [1.2]

Entrée (5/8) 35  fe
Partie du discours  36  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  37 [Betsileo+Bara] noho, satria, saingy
38 anefa [1.10#439]
39 [Bara+Tanosy] nefa [1.78]
40 [Bara] fa [1.10#439, 1.78]
41 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
Explications en anglais  42 used for the conjunction fa [1.2]

Entrée (6/8) 43  fe
Partie du discours  44  particule [Liste complète]
Explications en malgache  45 Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explications en anglais  46 used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao [1.7]
Explications en français  47 comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
48 Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
Combinaisons  49  9 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fe

Entrée (7/8) 50  fe
Partie du discours  51  nom
Explications en malgache  52 [Betsimisaraka] karazan-kazo salasalany any amin-ny Betsimisaraka [1.10#F.439]
Explications en français  53 [Betsimisaraka] arbre indéterminé [1.196]
Vocabulaire  54  Botanique

Entrée (8/8) 55  Fe    
Partie du discours  56  nom (symbole)
Explications en malgache  57 Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  58 iron [3.1]
Explications en français  59 fer [3.1]
Vocabulaire  60  Chimie
Tableaux et planches  61  Table périodique

Mis à jour le 2026/08/06