Entrée lonilony (lony)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahasosotsosorana [1.1]
Exemples 
1Ao ny lonilony andavanandro netina namelezana olona. [2.472]
2Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508]
Dérivés 
Synonymes lony

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05