Entrée madiodio (diodio (dio))
Partie du discours adjectif
Allégation Mot ou expression vu dans: lany
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Raha tsy madiodio hianao, anaka, hoy izy tamin-dRazaimalala, ahitanay loza! [Rajohanesa: Kintana]
2Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [Andraina: Mitaraina, page 18]
Citations 

2015/10/10