Entrée mahabibo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [Rajemisa 1985]
 (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [Akademia 2005]
Définition anglaise the cashew tree; its nut [Hallanger 1973]
Définition française [ mahabiba, mabiba, mabibo ] [Tankarana] anacardier, produit la noix de cajou koroso [David 1952 (takila M)]
 l'anacardier; sa noix [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Anacardium occidentale
Synonymes koroso
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot mahabibo (1): Mahabibo

Entrée Mahabibo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Vocabulaire 
Toponymie mahabibo
Illustrations 

2017/03/10