Entrée mahadidy (didy)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   Qui coupe, ordonne, teste ou qui en a la faculté, le pouvoir [Abinal 1888]
Exemples   Ny Zazamarolahy, tsy dia anaty ny io didy io fa ny Andriamanjaka mahadidy azy arak' izay sitra-po ny hiany. [Callet: Tantara]

Entrée mahadidy
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   misakana, mandrara [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2013/09/18