Entrée misakana (sakana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana
¶ Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho
¶ Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray
¶ Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany
¶ Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to hinder, to impede [Hallanger 1973]
Définition française empêcher, faire obstacle [Hallanger 1974]
Morphologie 
misakana
nisakana
hisakana
misakàna
Exemples - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [Andriamalala: Ranomasina, page 49]
Citations 

Entrée misakàna (sakana)
Partie du discours impératif du verbe actif misakana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/05/10