Entrée | maharenina (renina) | |
Partie du discours | adjectif | |
Définition malgache | Mahatonga harenina ¶ Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | deafening [Hallanger 1973] | |
Traduction française | qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant ¶ ennuyeux, importun ¶ Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [Abinal 1888] | |
assourdissant [Hallanger 1974] | ||
silence! [Rajaonarimanana 1995] | ||
Exemples | Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 134] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |