Entrée mahasaky (saky)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara, Taimoro] sahy [Rakotosaona 1972]
   [Betsileo] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasaky ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mahasaky
nahasaky
hahasaky
Synonymes   mahasahy

2013/03/07