Entrée mahatsangy (tsangy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2011/10/24