Entrée mahatsiravina (tsiravina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina
¶ Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay
¶ Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise shocking; appalling [Hallanger 1973]
Définition française épouvantable, choquant [Hallanger 1974]
Citations 

2011/03/01