Entrée mahay manavia manavanana
Mots élémentaires mahay ; manavia ; manavanana
Partie du discours locution
Explications en malgache Sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona [1.1]

Mis à jour le 2023/06/18