Entrée | 1 manavia |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Radical | 3 havia |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.10#H136] tsy hay atao tsara amim-pahakingana: Manavia ahy ny mandrafitra fa ny mamboatra ny milina no haiko 9 [1.1] Mampiasa ny tanana havia Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io |
Explications en anglais |
10 [1.2] left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. 11 [1.7] to be difficult or inconvenient for one |
Explications en français |
12 [1.8] |
Exemples |
13 [2.296#] Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. 14 [1.381#] Mora taitra ny lazan-javatra ka very andro amin' izany, manavia azy ny asa-tena, hany ka manantena ny hafa fa malain-kisasatra. |
Synonymes | 15 manaviavia |
Antonymes | 16 manavanana |
Anagrammes | 17 amavany, anaviam, maivana, maivaña, mañavay, manavia |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |