Entrée mahazo (azo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy
¶ Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io
¶ Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany
¶ Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity?
¶ Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [Richardson 1885]
 to get, to acquire; to understand [Hallanger 1973]
Définition française gagner, obtenir; comprendre [Hallanger 1974]
Morphologie 
mahazo
nahazo
hahazo
mahazoa
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2013/03/07