|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahery vintana
Mots élémentaires  2  mahery, 3  vintana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1]

Entrée (2/2)6  mahery vintaña
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8  mazan-doha, adaladala, mahery setra [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrammes  9 mahery vintana, mahery vintaña

Mis à jour le 2025/10/09