Entrée mahery (hery)
Partie du discours   verbe actif ou adjectif
Définition malgache   Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka
¶ Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita
¶ Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia
¶ Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy
¶ Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   strong [Hallanger 1973]
Définition française   fort, puissant [Hallanger 1974]
Exemples  
1Mahery fofona sady matsatso! [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
2Tena mahery izy ity Rangahy! [Razafiarivony: Harivolana, page 220]
3Dia ny voalavo izany no mahery! [Dahle: Angano, page 159]
4Na zovy mahery, dia vaky barara; [Ratsimiseta: Nofiko]
Morphologie  
mahery
nahery
hahery
mahereza
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée mahery (hery)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mamerina [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
mahery
nahery
hahery
mahereza

2016/09/03