Entrée mahina
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko
Mitovy hevitra: kaodikaody ~ maodimaody ~ matahotahotra ~ miahiahy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   full of anxious thoughts. [Richardson 1885]
Traduction française   anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [Abinal 1888]
Dérivations  

Entrée mahiña
Partie du discours   nom
Définition malgache   mosary [Bara] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2013/11/06