Entrée mahomby (homby)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
Mitovy hevitra: mahasehaka ~ mahovoka
¶ Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
¶ Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako
¶ (raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy
¶ Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be able to do something, to be able to effect [Richardson 1885]
   to be able to do it; to succeed [Hallanger 1973]
Traduction française   être capable de faire une chose; réussir [Hallanger 1974]
Morphologie  
mahomby
nahomby
hahomby
mahombiaza
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/03/07