|
|
|
|

Entrée1  maimaim-poana
Mots élémentaires  2 maimaina, 3 foana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny. [1.1]
Explications en anglais  6 given freely, for free. [1.7]
Explications en français  7 gratuit, donné pour rien. [1.8]
Exemples  8  Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana! [2.499#]
9  Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. [1.320#]
10  ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; [2.285#]
Illustrations 

Mis à jour le 2025/09/12