Entrée maim-bohon-dravina (maina, voho, ravina)
Partie du discours expression
Définition malgache ny fotoana vao maraina, alohan' ny vaky masoandro, izay efa misy hafanana kely mahamaina ny vohon' ny ravina vao nisy ranonando [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

2012/08/16