|
|
|
|

Entrée1  makadiribe
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  makadiry, be
Explications en malgache  4  [1.1] Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe
Ngezabe, goaibe
Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ?
Exemples  5  [2.649#] ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany.
Synonymes  6  makadiry

Mis à jour le 2025/07/29