Entrée makotroka (kotroka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Manetriketrika, re hatraiza hatraiza: Nakotroka izay fety tao Ananona izay
¶ Matevim-be (fiteny amin' ny lamba na tafo herana): Lamba makotroka [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31