Entrée | malalaka (lalaka) | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Définition malgache | Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany ¶ Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany ¶ Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo ¶ Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao ¶ Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Traduction anglaise | spacious, roomy [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||
wide [Richardson 1885] | |||||||||||||
Traduction française | spacieux, vaste, ample [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||
grand, large, espacé [Abinal 1888] | |||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot malalaka | ||||||||||||
Entrée | malalaka (lalaka) | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Définition malgache | Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy ¶ Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe ¶ Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Traduction anglaise | liberal [Richardson 1885] | ||||||||||||
without constraint [Hallanger 1973] | |||||||||||||
Traduction française | sans contrainte [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||
libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [Abinal 1888] | |||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |