Entrée mamadibadika (vadibadika (vadika))
Partie du discours verbe actif
Définition française tourner en tous sens [Abinal 1888]
Morphologie 
mamadibadika
namadibadika
hamadibadika
Exemples 
1Aza mamadibadika ireo boky ireo hianareo (Ne tournez pas ces livres en tous sens) [Abinal 1888]
2Lasan-tsento sy voakorontan-tsaina amam-panahy hafahafa Rasoa isaky ny mahita azy na mamadibadika ireo takelaka eo aminy, indraindray tadiavina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 76]

Mis à jour le 2015/10/27