| Entrée | 1 mamahoaka |
| Radical | 2vahoaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo.
5Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana. [1.1] |
| Explications en français |
6Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande.
[1.3] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|