Entrée mamango (vango)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] mamaly [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] mamely [Rakotosaona 1972]
   Mamely, mikapoka
¶ Manesokesoka, mandrapadrapaka, mihinana fatratra [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mamango
namango
hamango
mamangoa

2010/05/14