Entrée vango
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] vely, famelezana [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] dona, vely [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] famelezana, fikapohana [Rakotosaona 1972]
   Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée vango
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Rajemisa 1985]
Définition française   variété de poisson de mer [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/09/09