Entrée mamarina (varina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
¶ Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mamarina
namarina
hamarina
mamana

Entrée mamarina (vary)
Partie du discours   impératif du verbe actif mamary [liste]
Définition malgache   [Tambahoaka] manomboha! [Rakotosaona 1972]

2010/05/14