| Entrée | 1 mambabo |
| Radical | 2 babo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to capture, to seize.
[1.7] |
| Explications en français |
6 capturer.
[1.3, 1.8] 7 confisquer, piller. [1.3] 8 saisir. [1.8] |
| Exemples |
9 Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana.
[2.470#]
10 Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! [1.263#] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 15 mamabo |
| Anagrammes | 16 ambomba, 17 mambabo, 18 mamboba, mambobà |
| Mis à jour le 2025/11/12 |
|