| Entrée | 1 mamboly |
| Radical | 2voly |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo.
5Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina. 6Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny. [1.1] |
| Explications en français |
7planter, cultiver.
[1.13, 1.196] [mambôly] 8planter, cultiver. [Sakalava-Mayotte] 9planté, cultivé. [1.405] |
| Exemples |
10 mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona;
[2.59#65]
11 Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 16 Economie: agriculture |
| Tous les mots composés | 17mamboly resaka |
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|