Entrée mambotry (botry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
¶ Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mambotry
nambotry
hambotry
mambotria
Autres orthographes 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31