Entrée mamihitra (fihitra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana
¶ Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely
¶ Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to lay hold of, to grasp, to grip. [Richardson 1885]
Traduction française   se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé) [Abinal 1888]
Morphologie  
mamihitra
namihitra
hamihitra
mamihira
Synonymes   mifihitra

Mis à jour le 2012/06/20