Entrée mifihitra (fihitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy
¶ Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity
¶ Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to lay hold of, to grasp, to grip. [Richardson 1885]
 to cling [Hallanger 1973]
Définition française se cramponner, s'attacher fortement [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifihitra
nifihitra
hifihitra
mifihira
Synonymes mamihitra

2012/08/02