Entrée |
mamikavika
(vikavika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
|
Explications en anglais | To tack or baste with large stitches [1.7]
|
Explications en français | Faufiler [1.8]
|
Exemples | Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana.
[2.499]
|
Morphologie |
Présent : |
mamikavika |
Passé : |
namikavika |
Futur : |
hamikavika |
Impératif : |
mamikavikà |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
mamikavikà
(vikavika)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mamikavika
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|