Entrée mamingana (fingana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [1.1]
Explications en anglais To trip up, to supplant. [1.2]
Exemples Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy. [1.369]
Morphologie 
Présent : mamingana
Passé : namingana
Futur : hamingana
Impératif : mamingàna
Proverbes 

Entrée mamingàna (fingana)
Partie du discours impératif du verbe actif mamingana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20