| Entrée (1/2) | 1 mamingavinga |
| Radical | 2 vingavinga |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to abuse, disdain [1.7] |
| Explications en français |
6 mépriser, dédaigner [1.8] |
| Exemples |
7 Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka!
[2.528#]
8 Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 13 mamingavingà |
| Radical | 14 vingavinga |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mamingavinga [Liste complète] |
| Anagrammes | 16 mamingavinga, mamingavingà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|