| Entrée (1/2) | 1 mamiravira |
| Radical | 2 viravira |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to tear, to rend [1.7] |
| Explications en français |
6 tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [1.8] |
| Exemples |
7 Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy.
[2.928#]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 mamiravirà |
| Radical | 13 viravira |
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mamiravira [Liste complète] |
| Anagrammes | 15 mamarivary, 16 mamiravira, mamiravirà |
| Mis à jour le 2025/10/12 |
|