Entrée mamisavisa (visavisa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho
¶ Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo
¶ Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to describe minutely, to enumerate [Hallanger 1973]
Traduction française décrire en détail; énumérer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamisavisa
namisavisa
hamisavisa
mamisavisà

Entrée mamisavi (visavisa)
Partie du discours impératif du verbe actif mamisavisa [liste complète]

Mis à jour le 2020/07/31