| Entrée | 1 mamitsaka | 
| Radical | 2 fitsaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. [1.2] | 
| Exemples | 6   Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
[2.587#] 7 Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko. [2.499#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 mamitsaka, 13 mitsamaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |