Entrée fitsaka (tsaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [Rajemisa 1985]

Entrée fitsaka (tsaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mitsaka na mita rano [Rajemisa 1985]

Entrée fitsaka
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée fitsaka (tsaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes fitsakana

2010/04/03