Entrée |
mamody
(vody)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto [1.1]
|
Explications en anglais | To return the thing bought. [1.2]
|
Explications en français | Produire des bulbes, des tubercules [1.3]
|
Exemples |
1 | ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana.
[1.381]
|
2 | Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina?
[2.69]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamody |
Passé : |
namody |
Futur : |
hamody |
Impératif : |
mamodia |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mamody
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
manakatona
[1.78]
|
|