Entrée |
manakatona
(katona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
|
Explications en anglais | To close a door, etc [1.7]
|
Explications en français | Fermer une porte, etc [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
manakatona |
Passé : |
nanakatona |
Futur : |
hanakatona |
Impératif : |
manakatòna |
|
|
Entrée |
manakatòna
(katona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manakatona
|
|