Entrée mamongotra (fongotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io
¶ Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta
¶ Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to consume, to clear off, to cut off at the root. [Richardson 1885]
 to destroy completely, to exterminate [Hallanger 1973]
Définition française détruire, anéantir, exterminer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamongotra
namongotra
hamongotra
mamongora
Synonymes manafongotra

2010/05/05