|
|
|
|

Entrée1  fongotra
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  14  [1.1] Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany
Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto
Explications en anglais  15  [1.2] exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra.
16  [1.7] completely destroyed
Explications en français  17  [1.3] détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis)
18  [1.8] complètement détruit
Exemples  19  [1.38] Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy;
Analogues  20  fompotra

Anagrammes  21  afongotr, fongotra

Mis à jour le 2025/08/10