|
|
|
|

Entrée1  mamonkin-tsaina
Mots élémentaires  2 mamonkina, 3 saina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ilazana ireo izay tsy mba mety manambara ny heviny na dia fantany aza ny antony, fa aleony tsy mamosaka na inona na inona [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12