Entrée mamotsy (fotsy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
Explications en anglais To whiten. [1.2, 1.7]
Explications en français Blanchir [1.8]
Exemples Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho. [2.649]
Morphologie 
Présent : mamotsy
Passé : namotsy
Futur : hamotsy
Impératif : mamotsia
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20