| Entrée | 1 mampalaza |
| Radical | 2 laza |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en français |
4 [Vezo] Faire annoncer
[1.68] |
| Exemples |
5 Ny kabary dia karazana lahabolana fahita amin'ny faritra maro eto Madagasikara, ary mampalaza ny Malagasy amin'ny vahiny mihitsy aza izy io.
[2.606#107]
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|