| Entrée | 1 mampanao |
| Radical | 2 tao |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Exemples |
4 Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy.
[2.4]
5 ka raha efa vory ny havana, dia mampanao lakana izy; [2.48] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|